plt_tn/mrk/01/23.md

674 B

Inona no tokony hataonay aminao, ry Jesosin'i Nazareta?

Ireo demonia dia nametraka io fanontaniana manan-danja io izay midika fa tsy misy antony tokony hanelanelanan'i Jesosy azy ireo ary izy ireo dia maniry ny handaozany azy ireo. "Jesosin'i Nazareta, avelao izahay! Tsy misy antony tokony hanelanelananao anay."

Tonga hamotika anay va Ianao?

Ilay demonia dia nametraka izany fanontaniana manan-danja izany mba hanosika an'i Jesosy hamely azy ireo. "Aza potehina izahay!"

nandavo azy

Eto ny teny hoe: "izy" dia maneho an'ilay lehilahy misy demonia.

niantso tamin'ny feo mahery

Ilay demonia no ilay iray izay niantso tamin'ny feo mahery fa tsy ilay lehilahy.