plt_tn/mic/07/19.md

724 B

Ianao

Eto "Ianao" dia manondro an'Yaveh.

anay

Eto, ny "anay" dia manondro an'i Mika sy ireo vahoakan'Israely.

hanitsaka ireo helokay ao ambany tongotrao Ianao. Hanary ny otanay rehetra ao amin'ireo lalin'ny ranomasina Ianao

Io dia midika fa hamela tanteraka ny fahotan'ireo vahoaka Andriamanitra ary tsy hanasazy ireo vahoaka noho ny amin'ireo intsony.

Hanome ny marina ho an'i Jakoba sy famindram-po ho an'i Abrahama

Eto, "Jakoba" sy "Abrahama," izay razamben'ireo firenen'Israely, dia manondro ireo vahoakan'Israely ankehitriny.

tamin'ireo razambenay

Io dia manondro an'i Abrahama sy Jakoba, ary ireo olona hafa izay mety mbola velona tamin'ny fotoana nanaovan'Andriamanitra fianianana tamin'i Israely.