plt_tn/mic/07/16.md

8 lines
445 B
Markdown

# Hitampim-bava izy ireo; harenina ny sofin'izy ireo
Io dia mampiseho ny fahafaham-barakan'izy ireo, ary dia tsy afaka mamaly tokoa izy. Jereo ny UDB.
# Hilelaka ny vovoka tahaka ny bibilava, tahaka ny zava-boahary izay mikisaka amin'ny tany izy ireo
Ireo andian-teny ireo dia miresaka zavatra mitovy. Ny fahavalon'Andriamanitra dia ho afa-baraka tanteraka ary ho avy eo aminy amin-tahotra aorian'ny fahitan'izy ireo ny herin'ny zava-bitany.