plt_tn/mic/07/10.md

20 lines
482 B
Markdown

# ireo fahavaloko
Tsy ny tenany ihany no tondroin'i Mika. Ny tiany holazaina dia ireo fahavalon'ny vahoakan'Israely rehetra.
# Aiza Yaveh Andriamanitrao?
Mampiasa io fanontaniana io ny fahavalo mba hanesoana ireo vahoakan'Israely. DH: "Tsy afaka manampy anareo i Yaveh Andriamanitrareo"
# ny masoko
DH: "izaho" na "izahay"
# Hijery azy
Eto, ny "izy" dia manondro ireo fahavalo izay nampidi-doza ny vahoakan'Israely.
# ho voahosihosy
DH: "hanosihosy azy ireo ny fahavalony"