plt_tn/mic/07/05.md

8 lines
429 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany amin'ireo vahoan'Israely i Mika.
# Aza mahatoky mpiara-belona... aza mametra-pitokiana amin'ny namana
Mika dia maneho ny fanehoany fa tsy misy zavatra tsara, mahitsy intsony, ary tsy misy olona mahatoky amin'Andriamanitra intsony eo amin'ireo vahoakan'Andriamanitra. Eto, izy dia manamafy fa na dia ny namany sy ny fianakaviany aza dia tsy azony hitokisana intsony.