plt_tn/mic/06/13.md

278 B

Noho izany dia namely anao tamin'ny ratra maharary Aho ...fa tsy mba hisotro divay

Yaveh dia manoritsoritra ny fanasaziany ny vahoakany toy ny ny hoe mamela ny tafiky ny fahavalony ho avy ka haka ny zavatra rehetra izay namboleny, nokarakarainy, sy notehiriziny ho azy ireo.