plt_tn/mic/02/12.md

470 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Andriamanitra dia manohy ny fitenenany. Any amin'y faran'ity toko ity, Yaveh dia mampiseho ny tenany ho mpiandry ondry izay miaro ny vahoakany. Mety ho ireo izay any Jerosalema izay niverina avy tany Asyria indrindra indrindra no tiany hiantefana.

Izay olona mamaky dia manokatra ny lalan'izy ...Yaveh no ho mpitarika azy ireo

Io dia fakana sary an-tsaina ny Mpanjaka izay mitarika ireo vahoaka miala ao anaty tanàna mihidy.