plt_tn/mic/02/03.md

1.0 KiB

izany fianakaviana izany

Io "fianakaviana" io dia manondro ny vondron'israely iray manontolo, izay misy ny olona manan-karena mampijaly ny mahantra. Ny fahotan'ireo mpitarika dia miverina amin'ny firenena iray manontolo.

izay tsy hanalanareo ny tendanareo

Yaveh dia mihevitra ny fanasaziany toy ny hoe zioga manodidina ny tendan'izy ireo. Zavatra izay hampidina ny fireherehan'ireo mpanan-karena.

hisaona amin'ny hira fisaonana

"higogogogo hitomany izy ireo"

Ahoana no hanesorany izany amiko?

Mampiasa io fanontaniana ao anatin'ny hirany ny fahavalo mba hanehoany fahalavoana tampoka amin'ireo mpitarika manan-karen'Israely satria Andriamanitra dia efa naka ny tanin'izy ireo ary nanome izany ho an'ny olo-kafa tahaka ny nakan'izy ireo ny tany tamin'ny mahantra. DH: "nalàny tamiko izany!"

Noho izany, ianareo ry mpanan-karena dia tsy mba hanana taranaka hizara ny faritany amin'ny loka ao amin'ny fiangonan'i Yaveh

Ireo izay naka ny tany tamin'ny mahantra dia handray tsy ilay lova izay nandàvany ny hafa.