forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
568 B
Markdown
12 lines
568 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Ity no fiandohan'ny tantaran'ny fihaonan'i Jesosy tamin'ireo mpianany taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty.
|
|
|
|
# dia nidera azy, fa ny sasany kosa niahiahy
|
|
|
|
Ireo mety ho dikany dia 1) nidera an'i Jesosy avokoa izy ireo na dia nisalasala aza ny sasany tamin'izy ireo, na 2) nidera an'i Jesosy ny sasany tamin'izy ireo, fa ny sasany kosa tsy nidera Azy satria nisalasala izy ireo.
|
|
|
|
# fa ny sasany kosa niahiahy
|
|
|
|
Azo atao mazava ny niaiahian'ireo mpianatra. DH: "ny sasany nanahy raha tena Jesosy tokoa Izy ary nanjary velona indray"
|