plt_tn/mat/27/65.md

432 B

mpiambina

Miaramila efatra ka hatramin'ny enina ambin'ny folo izany.

nanisy tombo-kase

Ireo mety ho dikany dia 1) nasian'izy ireo tady nanodidina ilay vato ary nahanton'izy ireo teo amin'ny vato izany na 2) nasian'izy ireo tombokase teo anelanelan'ilay vato sy ny rindrina.

nametraka ny mpiambina

"niteny tamin'ireo miaramila mba hijoro eny amin'ny toerana ahafahan'izy ireo misakana ireo vahoaka tsy hikasika ny fasana"