plt_tn/mat/27/48.md

580 B

ny iray tamin'izy ireo

Ireo mety ho dikany dia 1) ny iray tamin'ireo miaramila na 2) iray tamin'ireo nijorojoro sy nanatrika teo.

spaonjy

Io dia bibin-dranomasina izay hangonina ary ampiasaina mba hihazonana na hakana ireo tsiranoka. Ary afaka avoaka ireo tsiranoka ireo kelikely avy eo.

nanome izany Azy

"nanome izany an'i Jesosy"

nanolotra ny fanahiny

Eto ny "fanahy" dia ilazana ilay manome aina ny olona iray. Io fehezanteny io dia fomba hilazana fa maty i Jesosy. DH: "maty, nanolotra ny fanahiny ho an'Andriamanitra Izy" na "nanolotra ny fara-fofon'ainy Izy"