plt_tn/mat/27/11.md

822 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no tohin'ny tantaran'ny fitsarana an'i Jesosy teo anoloan'i Pilato, izay niantomboka tao amin'ny 27:1.

ny governora

"Pilato"

Voalazanao

Io dia fomba fiteny izay ampasain'i Jesosy hilazana hoe "eny" saingy tsy tena mazava tsara ny tiany ho lazaina. DH: "Efa manaiky izany ianao"

Fa rehefa nampangain'ireo lehiben'ny mpisorona sy ireo loholona Izy

Azo atao hoe DH: "fa rehefa niampanga Azy ireo lohan'ny mpisorona sy ireo loholona"

Tsy renao va ny fiampangana rehetra atao aminao?

Mametraka io fanontaniana io i Pilato satria gaga izy ny amin'ny fahanginan'i Jesosy. DH: "Gaga aho fa tsy mamaly ireo olona miampanga Anao ho manao zava-dratsy Ianao!"

teny iray aza Izy, gaga tanteraka noho izany ny governora

"teny iray aza; nahagaga tanteraka ny governora izany"