plt_tn/mat/26/69.md

630 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no fiandohan'ny tantaran'ny nandavan'i Petera intelo ho tsy nahafantra an'i Jesosy, araka izay nolazain'i Jesosy fa ho ataony.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireto tranga ireto dia niseho niaraka tamin'ny fitsarana an'i Jesosy teo anoloan'ireo mpitarika fivavahana.

Ary

Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao.

Tsy fantatro izay resahanareo

Fantatr'i Petera izay nolazain'ilay mpanompo vavy. Nampiasa ireo teny ireo izy mba handavana fa niaraka tamin'i Jesosy izy.