plt_tn/mat/26/49.md

363 B

nanatona an'i Jesosy izy

"nanatona an'i Jesosy i Jodasy"

nanoroka Azy

"niarahaba Azy tamin'ny oroka"

Avy eo tonga izy ireo

Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo olona nitondra sabatra sy langilangy niaraka tamin'i Jodasy sy ireo mpitarika fivavahana.

naninjitra tanana tamin'i Jesosy, ary nisambotra Azy

"nihazona an'i Jesosy ary nisambotra Azy"