plt_tn/mat/26/47.md

740 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no fanombohan'ny tantara izay namadihan'i Jodasy an'i Jesosy sy nisamboran'ireo mpitarika fivavahana Azy.

Raha mbola niteny Izy

"Raha mbola niteny i Jesosy"

langilangy

Tapaka hazo lava hikapohana olona.

Ary ... Sambory Izy

Eto ny teny hoe "Ary" dia ampiasaina mba hanamarika fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia milaza fampahafantarana fohifohy momba an'i Jodasy sy ny famantarana nokasainy hampiasaina mba hamadihana an'i Jesosy.

manao hoe: "Izay horohako, no Izy. Sambory Izy."

Io dia azao adika tsy mivantana. DH: "nilaza fa izay horohany no ilay iray izay tokony ho samborin'izy ireo"

horohako

Fomba feno haja hiarahabana ny mpampianatry ny olona iray io.