plt_tn/mat/26/20.md

513 B

Lazaiko marina aminareo

"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.

tsy ho izaho mihitsy, ry Tompo?

"tsy mba izaho izany, sa tsia, ry Tompo?" Ireo mety ho dikany dia 1) Io dia fanontaniana tsy valiana satria efa azaon'ireo apostoly antoka fa tsy hamadika an'i Jesosy izy ireo. DH: "Tompo, Tsy hamadika Anao mandrakizay aho!" na 2) tena fanontaniana matotra izany satria mety nanahirana ny sain'izy ireo na nifangaroharo tamin'izy ireo ny filazan'i Jesosy.