plt_tn/mat/25/22.md

573 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza ilay fanoharana momba ireo mpanompo sy ireo talenta i Jesosy.

Tsara izany

"Tsara ny nataonao" na "Mety ny nataonao." Mety manana fomba ampiasain'ny mpampiasa (na manam-pahefana) mba hanehoana ny fankasitrahany izay vitan'ny mpiasany (na izay ambany fahefany) ny fiteninao. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 25:19.

Midira amin'ny fifalian'ny tomponao

Ny teny hoe "midira amin'ny fifalian'ny" dia fomba fiteny. Ary koa, manondro ny tenany ihany ilay tompo. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 25:19.