plt_tn/mat/23/27.md

439 B

ianareo dia tahaka ny fasana voalalotra fotsy ... loto

Io dia fampitahana izay midika hoe miseho ho madio eny ivelany ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo, saingy ao anatin'izy ireo dia ratsy fanahy izy ireo.

fasana voalalotra fotsy

"fasana izay nisy nadoko fotsy." Nolokoin'ireo Jiosy fotsy ireo fasana mba ho mora hitan'ny olona ka hitandrina tsy hikasika izany izy ireo. Ny fikasihana fasana dia mandoto ny olona araka ny fomba.