plt_tn/mat/23/06.md

334 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy miresaka amin'ireo vahoaka sy ireo mpianatra momba ireo Fariseo i Jesosy.

toeran'ny manan-kaja ... toeran'ny lehibe ao

Ireo toerana roa ireo dia samy toerana ipetrahan'ireo olona manan-kaja avokoa.

tsena

Toerana lehibe, ankalamanjana izay hividianan'ny olona sy hivarotany zavatra.