plt_tn/mat/22/37.md

546 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mamerina andin-tsoratra masina avy ao amin'ny Deoteronomia ho toy ny didy lehibe indrindra i Jesosy.

amin'ny fonareo rehetra, amin'ny fanahinareo rehetra, ary amin'ny sainareo rehetra

Ireo teny telo ireo dia samy mitovitovy hevitra avokoa. Ny dikan'ireo dia tsy maintsy mitia an'Andriamanitra amin'izay rehetra ao anatiny sy amin'ny fanoloran-tena tanteraka ny olona.

no didy lehibe sy voalohany

Eto ny "lehibe" sy "voalohany" dia mitovy hevitra. Manindry ireo fa io no didy manan-danja indrindra.