plt_tn/mat/22/08.md

20 lines
508 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza fanoharana i Jesosy.
# ireo izay nasaina
Azo atao hoe DH: "ireo izay nasaiko"
# sampanan-dalambe
"izay hifanenan'ireo lalam-ben'ny tanàna." Mandefa ireo mpanompony any amin'ny toerana izay ahitana olona maro ny mpanjaka.
# na ny tsara na ny ratsy
"na ireo olona tsara na ireo olon-dratsy"
# Noho izany dia feno vahiny ilay efi-trano lehibe nisy ny fampakaram-bady
Azo atao hoe DH: "Koa nameno ny efi-trano nanaovana ny fampakaram-bady ireo vahiny"