plt_tn/mat/21/28.md

530 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Milaza fanoharana momba ny zanaka roa lahy i Jesosy mba hananarana ireo mpitarika fivavahana sady hanoharana ny tsy finoan'izy ireo.

Fa ahoana ny hevitrareo?

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hanairana ireo mpitarika fivavahana hihevitra tsara momba ny fanoharana izay ho lazainy amin'izy ireo. DH: "Lazao amiko izay eritreretinareo momba izay lazaiko aminareo"

niova hevitra izy

Io dia manondro ilay zanaka lahy izay miverina mihevitra ny safidiny toy ny hoe nanana safidy maro izy.