plt_tn/mat/21/01.md

490 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no fiatombohan'ny tantaran'ny fidiran'i Jesosy tao Jerosalema. Eto dia manome toro-marika an'ireo mpianany ny amin'izay tokony ho ataon'izy ireo Izy.

Betifaga

Tanàna kely iray akaikin'i Jerosalema io.

boriky mifatotra

Azonao adika hoe DH: "boriky izay nofatoran'ny olona"

mifatotra

Azonao atao mazava ny fomba nifatoran'ilay boriky. DH: "nifatotra tamin'ny andry" na "nifatotra tamin'ny hazo"

zana-boriky

"boriky lahy mbola tanora"