plt_tn/mat/20/29.md

840 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no fanombohan'ny tantaran'i Jesosy nanasitrana lehilahy jamba anankiroa.

Raha nivoaka ... izy ireo

Manondro ireo mpianatra sy Jesosy ireo.

nanaraka Azy

"nanaraka an'i Jesosy"

Nisy lehilahy jamba roa nipetraka

Indraindray io dia adika hoe "Indro, nisy lehilahy jamba anankiroa nipetraka." Manaitra ny saintsika ny mpanoratra fa misy olona vaovao ao amin'ny tantara. Mety manana fomba hanaovana izany.

rehefa nandre

"Rehefa nandre ireo lehilahy jamba anankiroa fa"

nandalo

"nandalo teo amin'izy ireo"

Zanak'i Davida

Tsy tena zanak'i Davida ara-bakiteny akory i Jesosy, koa azo adika hoe "Taranak'i Davida Mpanjaka" io. Na izany aza, ny hoe "Zanak'i Davida" dia fiantsoana ilazana ny Mesia ihany koa, ka mety niantso an'i Jesosy araka izany fiantsoana izany ireo lehilahy ireo.