plt_tn/mat/18/28.md

252 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza fanoharana amin'ireo mpianany i Jesosy.

dinaria zato

"denaria 100" na "karama zato andro"

Nosamboriny izy

"nisambotra ilay mpanompo namany ilay mpanompo voalohany"

Nosamboriny

"notazoniny"