plt_tn/mat/18/09.md

16 lines
853 B
Markdown

# Raha miteraka fanafintohinana ho anao ny masonao iray, hongoty izany ary esory eo aminao
Mampiasa filaza masaka i Jesosy mba hanindriana fa tena matotra Izy. Ny tian'i Jesosy ho lazaina dia hoe tsy maintsy manao izay zavatra rehetra ilaina mba hanesorana izay mahatonga fahotana eo amin'ny fiainany ny olona iray.
# miteraka fanafintohinana ho anao
Eto ny "fanafintohinana" dia sarin-teny ilazana ny fahotana. DH: "mahatonga anao hanota"
# anao ... aminao
Manondro olon-tokana ireo teny ireo. Miresaka amin'ny olon-drehetra amin'ny ankapobeny i Jesosy. Mety ho tsotra amin'ny fiteninao kokoa ny madika izany amin'ny teny fanondroana olona maro hoe "anareo."
# noho ny hoe very any amin'ny afo tsy mety maty miaraka amin'ny maso roa
Azo atao hoe DH: "toy izay manana maso roa rehefa hatsipin'Andriamanitra any amin'ny afo maharitra mandrakizay"