plt_tn/mat/18/07.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy mampiasa ankizy kely ihany i Jesosy mba hampianarana ireo mpianany ary mampitandrina ny amin'ny voka-dratsin'ny fanafintohinana ireo ankizy mba hanota.
# izao tontolo izao
Eto "izao tontolo izao" dia maneh ny olona. DH: "ny olon'izao tontolo izao"
# nohon'ny fotoanan'ny fanafintohinana
Eto ny hoe "fanafintohinana" dia sarin-teny ilazana ny fahotana. DH: "noho ireo zavatra izay mahatonga ny olona hanota"
# ahatongavan'izany fotoana izany
"hiavian'ireo zavatra izay mahatonga ny olona hanota"
# nefa loza ho an'ny olona izay niavian'izany fotoana izany
"izay olona rehetra mahatonga ny hafa hanota"
# Raha miteraka fanafintohina ho anao ny tananao na ny tongotrao, dia tapaho izany ary esory eo aminao
Mampiasa filaza masaka i Jesosy mba hanindriana fa tena matotra Izy. Ny tian'i Jesosy ho lazaina dia hoe tsy maintsy manao izay zavatra rehetra ilaina mba hanesorana izay mahatonga fahotana eo amin'ny fiainany ny olona iray.
# noho ny ho very any amin'ny afo tsy mety maty amin'ny fanana tanana roa na tongotra roa
Azo atao heo DH: "toy izay manana tanana sy tongotra roa rehefa hatsipin'Andriamanitra any amin'ny afo maharitra mandrakizay ianao''