plt_tn/mat/16/09.md

543 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy mampitandrina ireo mpianany ny amin'ireo Fariseo sy Sadoseo i Jesosy.

Mbola tsy fantatrareo na tsaroanareo va ... nangoninareo?

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hananarana ireo mpianany. DH: "Tsaroanareo tokoa ... nangoninareo!"

dimy arivo ... efatra arivo

"5,000 ... 4,000"

Na ireo mofo fito ... nalainareo?

"Tsy tsaroanareo koa ve ireo mofo fito ... nangoninareo?" Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hananarana ireo mpianany. DH: "Tsaroanareo tokoa ireo mofo fito ... nangoninareo!"