plt_tn/mat/16/01.md

542 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no fanombohan'ny fifamaliana teo amin'ny Jesosy sy ireo fariseo ary ireo Sadoseo.

nitsapa Azy

Eto ny "nitsapa" dia amin'ny endrika ratsy. DH: ''nihantsy Azy" na "te hamandrika Azy"

Rehefa hariva

"Rehefa mody ny masoandro"

tsara ny andro

Midika izany hoe tsy mandrahona, tony, ary toetr'andro mahafinaritra.

mena ny lanitra

Rehefa milentika iny ny masoandro, dia fantatr'ireo Jiosy fa raha mena ny lokon'ny lanitra, dia famantarana izany fa ho tsara sy ho tony ny andro manaraka io.