plt_tn/mat/14/31.md

12 lines
527 B
Markdown

# Ianao ry kely finoana
"Kely tokoa ny finoanao." Mibedy an''i Petera i Jesosy satria kely ny finoany an'Andriamanitra. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 6:30.
# fa maninona ianao no niahiahy
Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hilazana amin'i Petera fa tsy tokony nanahy izy. Azonao atao mazava izay tsy tokony ho nanahian'i Petera. DH: "tsy tokony nanahy ianao fa afaka miaro anao tsy hilentika Aho"
# Zanak'Andriamanitra
Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy izay mamaritra ny fifandraisany amin'Andriamanitra io.