plt_tn/mat/13/31.md

916 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Faritan'i Jesosy amin'ny filazana fanoharana momba ny voa kely dia kely izay mitombo ho lasa hazo ngeza be ny fanjakan'ny lanitra.

Ny fanjakan'ny lanitra dia toy

Eto ny hoe ''fanjakan'ny lanitra'' dia ilazana ny fanapahan'Andriamanitra tahaka ny mpanjaka. Ny fehezanteny hoe "fanjakan'ny lanitra" dia ampiasaina ao amin'ny bokin'i Matio ihany. Raha azo atao, tazony ao amin'ny fandikan-teninao ny hoe "lanitra." DH: "Rehefa miseho tahaka ny mpanjaka ny Andriamanintsika, dia ho toy"

voatsinampy

Voa kely dia kely izay mitombo ho lasa hazo lehibe.

Io voa io tokoa no voa kely indrindra amin'ny voa hafa rehetra

Ny voatsinampy no voa kely indrindra fantatr'ireo mpihaino tamin'izany.

Fa rehefa naniry izany

"fa rehefa maniry ilay voa"

Lasa hazo izany

Eo ho eo amin'ny 2 ka hatramin'ny 4 metatra efo ny fitomboan'ny voatsinampy.

voron'ny habakabaka

"vorona"