plt_tn/mat/13/24.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Eto i Jesosy dia mamaritra ny fanjakan'ny lanitra amin'ny filzana fanoharana momba ny saha iray izay sady nisy vary no nisy tsimparifary naniry teo.

Ny fanjakan'ny lanitra dia toy ny lehilahy iray

Tsy tokony hampitovy ny ny fanjakan'ny lanitra amina lehilahy anankiray ny fandikan-teny, fa ny fanjakan'ny lanitra dia mitovy amin'ny toe-javtra izay haseho eto amin'ity fanoharana ity.

Ny fanjakan'ny lanitra dia toy

Eto ny hoe ''fanjakan'ny lanitra'' dia ilazana ny fanapahan'Andriamanitra tahaka ny mpanjaka. Ny fehezanteny hoe "fanjakan'ny lanitra" dia ampiasaina ao amin'ny bokin'i Matio ihany. Raha azo atao, tazony ao amin'ny fandikan-teninao ny hoe "lanitra." DH: "Rehefa miseho tahaka ny mpanjaka ny Andriamanintsika, dia ho toy"

voa tsara

Mety nihevitra ireo mpiaino fa vary no lazain'i Jesosy eto.

tonga ny fahavalony

"tonga teny an-tsaha ny fahavalony"

voan-tsimparifary

Mitovy amin'ny voa azo hanina ny tsimparifary rehefa mbola tanora, saingy poizina ny voany. DH: "voa ratsy"

namokatra ireo voany

"namoa vary"

nipoitra ihany koa ireo voan-tsimparifary

"dia hitan'ny olona fa nisy tsimparifary koa teo an-tsaha"