plt_tn/mat/12/46.md

780 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fahatongavan'ny reny sy rahalahin'i Jesosy dia lasa irika ho Azy hanehoana ny fianakaviany ara-panahy.

indreo

Ny teny hoe "indreo" dia manaitra ny saintsika fa misy olom-baovao ao amin'ny tantara. Mety manana fomba hanaovana izany ny fiteninao.

ny reniny

I Maria io, ilay renin'i Jesosy ara-nofo.

ireo rahalahiny

Mety ho zaza naterak'i Maria hafa ireo. Saingy, mety ho zanaky ny mpiray tampoa amin'ny ray aman-dreniny koa.

nitady hiresaka

"te hiresaka"

Nisy olona iray niteny taminy hoe: "Jereo, ny reninao sy ireo rahalahinao mijoro ao ivelany, mitady iresaka aminao."

Azo adika amin'ny teny tsy mivantana io. DH: "Nisy olona nilaza tamin'i Jesosy fa any ivelany ny reny sy rahalahin'i Jesosy ary te hiresaka aminy"