plt_tn/mat/12/41.md

931 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy mananatra ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo i Jesosy.

Ireo olona avy any Ninive

"Ireo mponina ao Ninive"

dia hitsangana eo amin'ny fitsarana miaraka amin'ity taranaka ity

"Hitsangana amin'ny andron'ny fitsarana ary hiampanga ity taranaka ity"

ity taranaka ity

Ny tian'i Jesosy ambara dia ireo olona velona tamin'ny androny.

ary hanameloka izany

Andriamanitra no tena hanameloka ny taranaka velona tamin'ny andron'i Jesosy. DH: "ary hihaino ireo mponin'i Ninive Andriamanitra ary hanameloka ity taranaka ity"

ary indro

"ary jereo." Manamafy izay ho lazain'i Jesosy manaraka io.

olona lehibe noho

"olona manan-danja kokoa"

olona

Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.

noho Jona eto

Azonao ataonao mazava ny hevitry ny fanambaran'i Jesosy. DH: "noho i Jona eto, kanefa mbola tsy nibebaka ihany ianareo, izany no antony hanamelohan'Andriamanitra anareo"