plt_tn/mat/10/34.md

587 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy mampianatra ireo mpianany ny amin'ny antony tsy tokony hatahoran'izy ireo ny fanenjehana izay mety hiaretan'izy ireo rehefa mandeha mitory i Jesosy.

Aza mieritreritra

"aza atao hoe" na "Tsy mahazo mieritreritra ianareo"

eto an-tany

Manondro ireo olona miaina eto an-tany io. DH: "amin'ny olona eto an-tany" na "amin'ny olona"

fa sabatra

Ilazana ny fizarazarana, ady, sy fifamonoana eo amin'ny olona izany.

fahavalon'ny olona

"fahavalon'ny olona ratsy indrindra"

Ireo izay ao an-tokantranony

"ireo isan'ny ankohonany ihany"