plt_tn/mat/10/32.md

1.0 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy mampianatra ireo mpianany ny amin'ny antony tsy tokony hatahoran'izy ireo ny fanenjehana izay mety hiaretan'izy ireo rehefa mandeha mitory i Jesosy.

izay rehetra manaiky Ahy eo anatrehan'ny olona

"na iza na iza milaza amin'ny hafa fa mpianatro izy" na "na iza na iza manaiky eo anatrehan'ny olona hafa fa tsy mivadika amiko"

dia ho ekeko ihany koa eo anatrehan'ny Raiko izay any an-danitra

Azonao atao mazava kokoa ity resaka izay efa fantatra ity. DH: "ho ekeko eo anatrehan'ny Raiko izay any an-danitra koa fa ahy ireo olona ireo"

ny Raiko

Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io.

izay mandà Ahy eo anatrehan'ny olona

"raha misy olona mandà Ahy eo amin'ny olona hafa fa tsy mivadika amiko izy" na "na iza na iza mandà ny hanaiky Ahy eo amin'ny hafa fa mpianatro izy"

ho laviko ihany koa eo anatrehan'ny Raiko izay any an-danitra

Azonao atao mazava kokoa ity resaka izay efa fantatra ity. DH: "Ho laviko eo anatrehan'ny Raiko izay any an-danitra fa ahy io olona io"