plt_tn/mat/10/01.md

671 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no manomboka ny tantaran'i Jesosy naniraka ireo mpianany mba hanao ny asany.

nanome azy ireo fahefana

Ezaho mba ho tafita tsara fa io fahefana io dia 1) mandroaka ireo fanahy maloto sy 2) manasitrana ny aretina sy rofy.

mba handroahana azy ireo

"hampiala ireo fanahy maloto"

karazan'aretina sy karazana faharariana rehetra

"ireo aretina rehetra sy faharariana rehetra." Ny teny hoe "aretina" sy "faharariana" dia mifandray ary tokony hadika ho teny roa samihafa raha azo atao. Ny "aretina" no mahatonga ny olona harary. Ny "faharariana" dia fahelemen'ny vatana na otrik'aretina izay miafara amin'ny fisian'ny aretina.