plt_tn/mat/09/07.md

907 B

Fampifandraisna ny foto-kevitra:

Ity no mamarana ny tatitra momba an'i Jesosy manasitrana lehilahy iray voan'ny paralysisa. Avy eo Jesosy dia miantso mpamory hetra iray mba ho isan'ireo mpianany.

izay nanome

"satria izy dia nanome''

fahefana tahaka izany

Maneho ilay fahefana manambara fa voavela ny heloka izany.

raha niala avy teo Jesosy

Io fehezanteny io dia manomboka fizaran-tantara vaovao. Raha manana fomba hanaovana izany ny fiteninao, dia ezaho ampiasaina eto izany.

niala

"nandeha"

Matio ... izy ... izy

Ny fiangonana dia milaza fa io Matio io no mpanoratra ity Filazantsara ity, saingy tsy misy antony hanovana ny mpisolotena "izy" sy "azy" ho lasa "izaho'' sy "ahy" ao amin'ny lahatsoratra.

Hoy Izy taminy hoe

"Hoy Jesosy tamin'i Matio"

Nitsangana izy ary nanaraka Azy

"Nitsangana i Matio ary nanaraka an'i Jesosy." Midika izany fa lasa mpianatr'i Jesosy i Matio.