plt_tn/mat/07/21.md

1.2 KiB

hiditra ny fanjakan'ny lanitra

Eto ny hoe ''fanjakan'ny lanitra'' dia ilazana ny fanapahan'Andriamanitra tahaka ny mpanjaka. Ny fehezanteny hoe "fanjakan'ny lanitra" dia ampiasaina ao amin'ny bokin'i Matio ihany. Raha azo atao, tazony ao amin'ny fandikan-teninao ny hoe "lanitra." DH: "hiara-belona amin'Andriamanitra any an-danitra rehefa miseho tahaka ny mpanjaka izy"

ireo izay manao ny sitrapon'ny Raiko izay any an-danitra

"na iza na iza manao ny sitrapon'ny Raiko any an-danitra"

Raiko

Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io.

amin'izany andro izany

Niteny hoe "izany andro izany" i Jesosy fa fantany fa ho azon'ireo mpiaino Azy hoe nilaza ny amin'ny andron'ny fitsarana Izy. Raha tsy azon'ny mpamaky ihany voa tokony hampidirinao ny hoe "andron'ny fitsarana."

tsy efa naminany ... namoaka ireo demonia ...

Mampiasa fanontaniana ireo olona mba hanamafisana fa nanao ireo zavatra ireo ry zareo. DH: "naminany... namoaka demonia ... nanao asa lehibe maro izahay"

tamin'ny anaranao

Eto ny hoe "anarana" dia midika hoe hery sy fahefan'i Jesosy.

nanao ireo asa lehibe

"Fahagagana"

Tsy nahafantatra anareo mihitsy Aho

Midika io fa tsy an'i Jesosy ilay olona. DH: "Tsy mpanaradia Ahy ianareo" na "Tsy misy hidirako aminareo"