forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
652 B
Markdown
24 lines
652 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Io no fiafaran'ny fizaran-tantara momba ny tetik'i Heroda hamono ny Mpanjakan'ny Jiosy vaovao izay niatomboka tao amin'ny 2:1.
|
|
|
|
# Fa rehefa reny
|
|
|
|
"Fa rehefa ren'i Josefa"
|
|
|
|
# Arkelaosy
|
|
|
|
Io no anaran'ny zanaka lahin'i Heroda.
|
|
|
|
# natahotra ... izy
|
|
|
|
"natahotra i Josefa"
|
|
|
|
# izay voalaza tamin'ny alalan'ireo mpaminany
|
|
|
|
Io dia azo atao hoe: "izay nolazain'ny Tompo hatry ny ela tamin'ny alalan'ireo mpaminany"
|
|
|
|
# Nazarena no hiantsoana azy
|
|
|
|
Eto ny hoe "azy" dia maneho an'i Jesosy. Ireo mpaminany talohan'ny andron'i Jesosy dia mety ho nilaza azy ho ilay Mesia na ilay Kristy. DH: "hiteny ny olona fa Nazarena ny Kristy"
|