plt_tn/luk/24/50.md

492 B

Jesosy nitarika azy ireo

Jesosy nitarika ireo mpianatra ho any ivelan'ny tanàna.

Nasandrany ny tanany

Ity no fihetsika ataon'ny mpisorona rehefa hitso-drano ny olona,

Ary

Ity dia mampiditra tranga vaovao ao amin'ny tantara.

rehefa nitso-drano azy ireo Izy

''rehefa nangataka an'Andriamanitra hanao ny tsara amin'izy ireo Jesosy''

nakarina

Satria tsy nolazain'i Lioka mazava hoe iza no nampakatra Azy, dia tsy fantatsika raha Andriamanitra izay na anjely iray na maromaro.