plt_tn/luk/24/44.md

404 B

Tamin'Izaho niaraka taminareo

''Tamin'Izaho niaraka taminareo taloha''

izay rehetra voasoratra tao amin'ny lalàn'i Mosesy sy ireo mpaminany ary ireo Salamo

DH: ''ireo rehetra izay nosoratan'i Mosesy, ireo mpaminany, ary ireo Salamo momba Ahy''

ireo mpaminany

''ireo asa-soratr'ireo mpaminany''

tsy maintsy ho tanteraka

DH: ''Andriamanitra hanatanteraka'' na ''Andriamanitra hampitranga''