plt_tn/luk/24/25.md

729 B

Jesosy niteny tamin'izy ireo

Jesosy niresaka tamin'ireo mpianatra roa lahy.

sy votsa saina vao mino

Ny ''saina'' eto dia izay mahatonga ny olona iray hanapa-kevitra. DH: ''ny sainareo dia ela vao mino'' na ''votsa amin'ny finoana ianareo''

Moa ve tsy nilaina ... voninahiny?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampatsiahivana ireo mpianatra momban'izay nolazain'ireo mpaminany. DH: ''Nilaina ny ... voninahiny''

hiditra any amin'ny voninahiny

Ity dia maneho an'i Jesosy manomboka manapaka sy mandray haja amam-boninahitra.

nanomboka tamin'i Mosesy

Mosesy no nanoratra ny boky voalohan'ny Baiboly. DH: '''nanomboka tamin'ny asa-soratr'i Mosesy''

nadikan'i Jesosy tamin'izy ireo

''nazavain'i Jesosy azy ireo''