plt_tn/luk/24/19.md

599 B

Zavatra inona

''Inona no zavatra nitranga?''

nahery tamin'ny asa sy ny teny teo anatrehan' Andriamanitra sy ny olona rehetra

Ity dia midika fa Andriamanitra no antony nahatonga an'i Jesosy ho mahery ary ny olona dia nahita fa nahery Izy. DH: ''ary Andriamanitra nanome hery Azy hanao sy hampianatra zavatra lehibe izay nahagaga ny olona rehetra''

nanolorana Azy

''nanolorana an'i Jesosy tamin'ny governora Romana''

mba ho melohana ho faty sy ny nanomboana Azy teo amin'ny hazofijaliana

DH: ''mba hanamelohann'ny governora Azy ho faty amin'ny fanomboana Azy eo amin'ny hazofijaliana''