plt_tn/luk/24/17.md

371 B

Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe

''Jesosy niteny tamin'ireo roa lahy''

Kleopasy

Ity dia anarana lehilahy iray.

Ianao irery ve no olona .. andro izany?

Kleopasy mampiasa ity fanontaniana ity mba hampisehoana ny fahagagany fa ity lehilahy ity dia miseho tsy mahalala ny momba ireo zavatra izay nitranga tany Jerosalema. DH: ''Ianao irery ihany ... andro izany''