plt_tn/luk/24/06.md

718 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tapitra ny firesahan'ireo anjely tamin'ireo vehivavy.

fa efa natsangana

''natao velona indray Izy!'' DH: ''satria Andriamanitra namelona Azy indray!''

anareo

Ity dia maneho ireo vehivavy sy mety ireo mpianatra sasany koa fanampin'izany.

ny Zanak'Olona dia tsy maintsy hatolotra ho eo an-tanan'ny olona mpanota ka ho fantsihana

Ny teny hoe ''tsy maintsy'' dia midika fa zavatra izay tena hitranga ity satria Andriamanitra efa nanapa-kevitra fa hitranga izany. DH: ''nilaina ny nanoloran'izy ireo ny Zanak'Olona eo an-tanan'ny olona mpanota mba afahan'izy ireo mamantsika Azy amin'ny hazofijaliana.''

eo an-tanan'ny

Eto ny ''tanana'' dia maneho ny hery na fifehezana.