plt_tn/luk/23/35.md

607 B

nijoro

''nitsanga teo''

Azy

Ity dia maneho an'i Jesosy.

Namonjy ireo hafa Izy. Avelao Izy hamonjy ny tenany

Lioka nandrakitra an-tsoratra ny teny maneson'ireo mpanapaka. Ny fomba iray afahan'i Jesosy manavotra ireo hafa dia amin'ny fahafatesana ihany fa tsy amin'ny fanavotana ny tenany.

Avelao Izy hamonjy ny tenany

''Jesosy dia tokony afaka mamonjy ny tenany.'' Niteny izany mba hanesoana an'i Jesosy izy ireo. DH: ''Te-hahita Azy manaporofo ny maha-Izy Azy izahay amin'ny fanavotana ny tenany avy eny amin'ny hazofijaliana''

ilay iray voafidy

''ilay iray izay nofidian'Andriamanitra''