plt_tn/luk/23/23.md

991 B

izy ireo nanizingizina

''nanizingizina ny vahoaka''

tamin'ny feo avy

''tamin'ny hiakiaka''

mba homboana

DH: ''an'i Pilato mba hanomboan'ireo miaramilany an'i Jesosy''

Ny feon'izy ireoo dia nandresy lahatra an'i Pilato

''ary nanohy nihiakiaka foana ny vahoaka mandra-paresy lahatr'izy ireo an'i pilato''

nanaiky ny fangatahan'izy ireo

''hanao izay nangatahin'ny vahoaka''

Navotsony ilay iray nangatahin'izy ireo

Ity dia midika hoe navotsitr'i Pilato avy tao am-pigadrana Barabasy. DH: ''Pilato nanafaka an'i Barabasy izay nangatahin'ny vahoaka ho avotsotra''

izay nalefa tany am-ponja ... famonoana olona

Ity dia fampahafantarana fototra momban'i Barabasy tamin'izany fotoana izany. DH: ''izay nogadrain'ireo Romana ... famonoana olona''

natolony ho amin'ny sitrapon'izy ireo Jesosy

''Pilato nibaiko ireo miaramila mba hanao amin'i Jesosy izay angatahin'ny vahoaka ho ataon'izy ireo'' na ''Pilato namela ny vahoaka hanao amin'i Jesosy izay tian'izy ireo atao''