plt_tn/luk/23/15.md

919 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Pilato manohy miresaka amin'ireo mpitarika Jiosy sy amin'ny vahoaka.

Tsia, na dia Heroda aza

Mety hanampy ny fanampiana fanazavana izay tsy tafiditra ao amin'ilay fanambarana fohy. DH: ''Na dia Heroda aza tsy mieritreritra hoe meloka Izy'' na ''na Heroda aza mieritreritra hoe tsy meloka Izy''

nalefany niverina taty amintsika Izy

''Nalefany niverina taty amintsika Jesosy.'' Ity dia maneho an'i Pilato, ireo miaramilany, ireo mpisorona ary ireo mpisoronabe, sy ny rehetra izay nihaino an'i Pilato.

tsy misy na inona na inona mendrika fahafatesana vitany

DH: ''tsy nanao na inona na inona mendrika ny didim-pitsarana manameloka ho faty Izy''

Noho izany dia ho faiziko Izy

Satria Pilato tsy nahita fahadisoana tamin'i Jesosy dia tokony ho nafahany tsy misy sazy Izy. Pilato nanasazy an'i Jesosy, izay fantany fa tsy meloka, nohon'ny tahotrany amin'ny vahoka fotsiny.