plt_tn/luk/22/43.md

334 B

niseho taminy

''niseho tamin'i Jesosy''

Tao anatin'ny fangirifiriana, nivavaka Izy

''nijaly mafy Izy, ary noho izany dia nivavaka Izy''

nivavaka tamin-kafanam-po

''nivavaka mafy kokoa Izy''

ny hatsembohany dia lasa toy ny rà nitete tamin'ny tany

''ny hatsembohany dia niraraka tamin'ny tany toy ny rà mandriaka be.''